-
WORD Research this...Ezekiel 41
- 1 Ary nentiny ho ao amin’ ny ati-trano lehibe aho, dia norefesiny ny tongo-bato, ka enina hakiho ny sakany tamin’ ny lafiny iray, ary enina hakiho koa ny sakany tamin’ ny lafiny iray; sakan’ ny trano-lay izany.
- 2 Ary ny sakan’ ny varavarana dia folo hakiho; ary ny teo an-danin’ ny varavarana dia dimy hakiho avy; ary norefesiny ny lavany, ka efa-polo hakiho, ary ny sakany roa-polo hakiho.
- 3 Dia nandroso ho ao anatiny indrindra izy ary, norefesiny ny tongo-bato eo an-danin’ ny varavarana, ka roa hakiho, ary ny varavarana enina hakiho, ary ny sakan’ ny varavarana fito hakiho.
- 4 Dia norefesiny ny lavany, ka roa-polo hakiho, ary ny sakany roa-polo hakiho teo anoloan’ ny ati-trano lehibe; dia hoy izy tamiko: Io no fitoerana masìna indrindra.
- 5 Ary samy norefesiny manodidina, ka ny hatevin’ ny rindrin’ ny trano dia enina hakiho, ary ny sakan’ ny paosin-trano dia efatra hakiho.
- 6 Ary ireo paosin-trano ireo dia nifanongoa telo sady telo-polo milahatra; ary niankina tamin’ ny rindrin-trano izay ho an’ ny paosin-trano manodidina izy mba hitsatohany, fa tsy hitsatoka amin’ ny rindrin’ ny trano.
- 7 Ary ny sakan’ ireo efi-trano ireo dia nihamalalaka manodidina isaky ny mifanongoa, fa niampy isaky ny mifanongoa izy, ka dia nihamalalaka araka ny fisandrany; ary ny tombon’ ny ambony amin’ ny an-tenatenany dia tahaka ny tombon’ ny an-tenatenany amin’ ny ambany.
- 8 Dia hitako fa nisy tokotany nasandratra manodidina ny trano ho fanorenan’ ny paosin-trano, dia eran’ ilay volotara hatramin’ ny ifanohizany.
- 9 Ny hatevin’ ny rindrina ivelany amin’ ny paosin-trano dia dimy hakiho; ary hoatra izany koa ilay sisa navela manolotra ny paosin-trano.
- 10 Ary ny teo anelanelan’ ny efi-trano dia roa-polo hakiho manodidina ny trano na aiza na aiza.
- 11 Ary ny varavaran’ ny paosin-trano dia mankao amin’ ilay sisa navela, dia varavarana iray manatrika ny avaratra, ary iray koa manatrika ny atsimo; ary ny sakan’ ilay sisa navela dia dimy hakiho manodidina.
- 12 Ary ny trano izay teo anoloan’ ilay kianja voatokana tamin’ ny lafiny andrefana, dia dia fito-polo hakiho ny sakany; ary ny rindrin’ ny trano, dia dimy hakiho ny hatevin’ ny manodidina, ary sivi-folo hakiho ny lavany.
- 13 Dia nandrefy ny trano izy, ka zato hakiho ny lavany, ary ny kianja voatokana sy ny trano ary ny rindrina, dia zato hakiho ny lavany.
- 14 Ary ny sakan’ ny trano eo anoloany sy ny kianja voatokana teo atsinanana dia zato hakiho.
- 15 Dia norefesiny ny lavan’ ny trano teo anoloan’ ny kianja izay tao ivohony, ary ny lalan-tsarany teo an-daniny roa, ka zato hakiho. Ny tempoly ao anaty sy ny lavarangana ao amin’ ny kianja
- 16 ary ny tokonana sy ny varavarankely makarakara tsy mivoha ary ny lalan-tsara manodidina amin’ izy telo (manandrify ny tokonana dia nopetahana hazo fisaka manodidina, ary hatramin’ ny tany ka hatramin’ ny varavarankely koa, ary voasarona ny varavarankely),
- 17 ary ny eo ambonin’ ny varavarana, na amin’ ny trano ao anatiny, na ny eny ivelany, mbamin’ ny rindrina manodidina, na ny ao anatiny na ny eny ivelany, koa samy natao tamin’ ny ohatra avokoa.
- 18 Ary nisy sarin’ ny kerobima sy ny hazo rofia natao, ka ny sarin’ ny hazo rofia dia teo anelanelan’ ny kerobima, ary ny kerobima dia samy nanana tarehy roa avy,
- 19 ka ny tarehin’ olona no nanatrika ny hazo rofia tamin’ ny an-kilany iray, ary ny tarehin-diona tanora kosa no nanatrika ny hazo rofia tamin’ ny an-kilany iray; ny manodidina ny trano dia natao tahaka izany avokoa izy rehetra.
- 20 Hatramin’ ny tany ka hatrany ambonin’ ny varavarana no nasiana sarin’ ny kerobima sy ny hazo rofia, dia teo amin’ ny rindrin’ ny ati-trano lehibe.
- 21 Efa-joro ny tolan’ ny ati-trano lehibe, ary ny anoloana amin’ ny fitoerana masìna dia nitovy tarehy tamin’ izany koa.
- 22 Ny alitara dia hazo, ka telo hakiho ny hahavony, ary roa hakiho ny lavany; ary nisy zorony koa, ary ny lavany sy ny rindriny dia hazo. Ary hoy izy tamiko: Io no latabatra izay eo anatrehan’ i Jehovah.
- 23 Ary ny ati-trano lehibe sy ny fitoerana masìna dia nisy lela-varavarana roa.
- 24 Ary ireo lela-varavarana ireo dia samy kopa-droa avy, dia lela-varavarana roa amin’ ny anankiray, ary lela-varavarana roa koa amin’ ny anankiray.
- 25 Ary nisy sarin’ ny kerobima sy ny hazo rofia natao teo amin’ ny varavaran’ ny ati-trano lehibe tahaka izay natao teo amin’ ny rindrina ihany; ary nisy tokonana hazo teo anoloan’ ny lavarangana fidirana, dia teo ivelany.
- 26 Ary nisy varavarankely makarakara tsy mivoha sy sarin’ ny hazo rofia teo an-daniny roa, dia teo anilan’ ny lavarangana fidirana sy teo amin’ ny efi-trano momba ny trano ary teo amin’ ny tokonana.
-
-
King James Version (kjv)
- Afrikaans
- Albanian
- Arabic
- Armenian
- Basque
- Breton
- Calo
- Chamorro
- Cherokee
- Chinese
- Coptic
- Croatian
- Czech
- Danish
- Dari
- Dutch
-
English
American King James Version (akjv) American Standard Version (asv) Basic English Bible (basicenglish) Douay Rheims (douayrheims) John Wycliffe Bible (c.1395) (wycliffe) King James Version (kjv) King James Version (1769) with Strongs Numbers and Morphology and CatchWords, including Apocrypha (without glosses) (kjva) Webster's Bible (wb) Weymouth NT (weymouth) William Tyndale Bible (1525/1530) (tyndale) World English Bible (web) Young's Literal Translation (ylt)
- English and Klingon.
- Esperanto
- Estonian
- Finnish
- French
- German
- Gothic
- Greek
- Greek Modern
- Hebrew
- Hungarian
- Italian
- Japanese
- Korean
- Latin
- Latvian
- Lithuanian
- Malagasy
- Malayalam
- Manx Gaelic
- Maori
- Mongolian
- Myanmar Burmse
- Ndebele
- Norwegian bokmal
- Norwegian nynorsk
- Pohnpeian
- Polish
- Portuguese
- Potawatomi
- Romanian
- Russian
- Scottish Gaelic
- Serbian
- Shona
- Slavonic Elizabeth
- Spanish
- Swahili
- Swedish
- Syriac
- Tagalog
- Tausug
- Thai
- Tok Pisin
- Turkish
- Ukrainian
- Uma
- Vietnamese
-
-
Active Persistent Session:
To use a different persistent session key, simply add it above, and click the button below.
How This All Works
Your persistent session key, together with your favourite verse, authenticates you. It links to all your notes and tags in the Bible. You can share it with loved ones so they can see your notes and tags.
However, to modify your notes and tags, you need both the persistent session key and your favourite verse.
Please Keep Your Favourite Verse Private
Your persistent session key and favourite verse provide you exclusive access to edit your notes and tags. Think of your persistent session key as a username and your favourite verse as a password. Therefore, ensure your favourite verse is kept private.
The persistent session key allows viewing, while editing is only possible when the correct favourite verse is provided.
-
Loading...
-
-
Baiboly Malagasy (1865) (mg1865 - 2)
2021-01-31Malagasy (mg)
La Bible Malagache
Malagasy Bible (1865)
La première Bible malgache a été éditée en 1835, traduite par le missionnaire britannique David Griffith de la London Missionary Society. Elle a subi sa toute première correction entre 1865 et 1866.- Encoding: UTF-8
- Direction: LTR
- LCSH: Bible .Malagasy
- Distribution Abbreviation: mg1865
License
Public Domain
Source (OSIS)
https://nybaiboly.net/BibleFrancoMalgache.htm
- history_1.0
- Initial version (2008.01.24)
- history_1.1.1
- Updated conf and renamed to language code appropriate naming scheme
- history_1.1
- First full version, with notes and titles (2008.07.14)
- history_2.0
- (2021-01-31) Rebuilt with av11n from improved source text (2020-01-27)
Basic Hash Usage Explained
At getBible, we've established a robust system to keep our API synchronized with the Crosswire project's modules. Let me explain how this integration works in simple terms.
We source our Bible text directly from the Crosswire modules. To monitor any updates, we generate "hash values" for each chapter, book, and translation. These hash values serve as unique identifiers that change only when the underlying content changes, thereby ensuring a tight integration between getBible and the Crosswire modules.
Every month, an automated process runs for approximately three hours. During this window, we fetch the latest Bible text from the Crosswire modules. Subsequently, we compare the new hash values and the text with the previous ones. Any detected changes trigger updates to both our official getBible hash repository and the Bible API for all affected translations. This system has been operating seamlessly for several years.
Once the updates are complete, any application utilizing our Bible API should monitor the hash values at the chapter, book, or translation level. Spotting a change in these values indicates that they should update their respective systems.
Hash values can change due to various reasons, including textual corrections like adding omitted verses, rectifying spelling errors, or addressing any discrepancies flagged by the publishers maintaining the modules at Crosswire.
The Crosswire initiative, also known as the SWORD Project, is the "source of truth" for getBible. Any modifications in the Crosswire modules get reflected in our API within days, ensuring our users access the most precise and current Bible text. We pledge to uphold this standard as long as getBible exists and our build scripts remain operational.
We're united in our mission to preserve the integrity and authenticity of the Bible text. If you have questions or require additional information, please use our support system. We're here to assist and will respond promptly.
Thank you for your understanding and for being an integral part of the getBible community.
Favourite Verse
You should select one of your favourite verses.
This verse in combination with your session key will be used to authenticate you in the future.
This is currently the active session key.
Should you have another session key from a previous session.
You can add it here to load your previous session.