-
WORD Research this...Ezra 2
- 1 Ary izao no olona amin’ izany tany izany izay niakatra avy amin’ ny fahababoana, izay nobaboin’ i Nebokadnezara, mpanjakan’ i Babylona, ka nentiny ho any Babylona, ary niverina ho any Jerosalema sy Joda, samy ho any an-tanànany avy,
- 2 dia ny olona izay niaraka tamin’ i Zerobabela sy Jesoa sy Nehemia sy Seraia sy Relaia sy Mordekay sy Bilsana sy Mispara sy Bigvay sy Rehoma ary Bana. Ary ny isan’ ny lehilahy tamin’ ny Isiraely dia izao:
- 3 Ny taranak’ i Parosy dia roa amby fito-polo amby zato sy roa arivo;
- 4 ny taranak’ i Sefatia dia roa amby fito-polo amby telon-jato;
- 5 ny taranak’ i Ara dia dimy amby fito-polo amby fiton-jato;
- 6 ny taranak’ i Pahatamoaba, avy tamin’ ny zanak’ i Jesoa sy Joaba, dia roa ambin’ ny folo amby valon-jato sy roa arivo;
- 7 ny taranak’ i Eliama dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;
- 8 ny taranak’ i Zato dia dimy amby efa-polo amby sivin-jato;
- 9 ny taranak’ i Zakay dia enim-polo amby fiton-jato;
- 10 ny taranak’ i Bany dia roa amby efa-polo amby enin-jato;
- 11 ny taranak’ i Bebay dia telo amby roa-polo amby enin-jato;
- 12 ny taranak’ i Azgada dia roa amby roa-polo amby roan-jato sy arivo;
- 13 ny taranak’ i Adonikama dia enina amby enim-polo amby enin-jato;
- 14 ny taranak’ i Bigvay dia enina amby dimam-polo sy roa arivo;
- 15 ny taranak’ i Adina dia efatra amby dimam-polo amby efa-jato;
- 16 ny taranak’ i Atera, avy tamin’ i Hezekia, dia valo amby sivi-folo;
- 17 ny taranak’ i Bezay dia telo amby roa-polo amby telon-jato;
- 18 ny taranak’ i Jora dia roa ambin’ ny folo amby zato;
- 19 ny taranak’ i Hasoma dia telo amby roa-polo amby roan-jato;
- 20 ny zanak’ i Gibara dia dimy amby sivi-folo;
- 21 ny zanak’ i Betlehema dia telo amby roa-polo amby zato;
- 22 ny mponina tany Netofa dia enina amby dimam-polo;
- 23 ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato;
- 24 ny zanak’ i Azmaveta dia roa amby efa-polo;
- 25 ny zanak’ i Kiriat-arima sy Kefira ary Berota dia telo amby efa-polo amby fiton-jato;
- 26 ny zanak’ i Rama sy Gaba dia iraika amby roa-polo amby enin-jato;
- 27 ny mponina tany Mikmasy dia roa amby roa-polo amby zato;
- 28 ny mponina tany Betela sy Ay dia telo amby roa-polo amby roan-jato;
- 29 ny zanak’ i Nebo dia roa amby dimam-polo;
- 30 ny taranak i Magbisy dia enina amby dimam-polo amby zato;
- 31 ny zanak’ ilay Elama anankiray dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;
- 32 ny taranak’ i Harima dia roa-polo amby telon-jato;
- 33 ny zanak’ i Loda sy Hadida ary Ono dia dimy amby roa-polo amby fiton-jato;
- 34 ny zanak’ i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato;
- 35 ny zanak’ i Sena dia telo-polo amby enin-jato sy telo arivo.
- 36 Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak’ i Jedaia, avy tamin’ ny mpianakavin’ i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;
- 37 ny taranak’ Imera dia roa amby dimam-polo sy arivo;
- 38 ny taranak’ i Pasora dia fito amby efa-polo amby roan-jato sy arivo;
- 39 ny taranak’ i Harima dia fito ambin’ ny folo sy arivo.
- 40 Ary ny Levita koa dia izao: Ny taranak’ i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin’ ny taranak’ i Hodavia, dia efatra amby fito-polo.
- 41 Ary ny mpihira koa dia izao; Ny taranak’ i Asafa dia valo amby roa-polo amby zato.
- 42 Ary ny taranaky ny mpiandry varavarana koa dia izao: Ny taranak’ i Saloma, ny taranak’ i Atera, ny taranak’ i Talmona, ny taranak’ i Akoba, ny taranak’ i Hatita, ny taranak’ i Sobay, dia sivy amby telo-polo amby zato izy rehetra.
- 43 Ary ny Netinima koa dia izao: Ny taranak’ i Ziha, ny taranak’ i Hasofa, ny taranak’ i Tabaota,
- 44 ny taranak’ i Kerosa, ny taranak’ i Siaha, ny taranak’ i Padona,
- 45 ny taranak’ i Lebana, ny taranak’ i Hagabaha, ny taranak’ i Akoba,
- 46 ny taranak’ i Hagaba, ny taranak’ i Salmay, ny taranak’ i Hanana,
- 47 ny taranak’ i Gidela, ny taranak’ i Gahara, ny taranak’ i Reaia,
- 48 ny taranak’ i Rezina, ny taranak’ i Nekoda, ny taranak’ i Gazama,
- 49 ny taranak’ i Oza, ny taranak’ i Pasea, ny taranak’ i Besay,
- 50 ny taranak’ i Asna, ny taranaky ny Meonita, ny taranaky ny Nefisita,
- 51 ny taranak’ i Bakboka, ny taranak’ i Hakofa, ny taranak’ i Harora,
- 52 ny taranak’ i Bazlota, ny taranak’ i Mehida, ny taranak’ i Harsa,
- 53 ny taranak’ i Barkosa, ny taranak’ i Sisera, ny taranak’ i Tema,
- 54 ny taranak’ i Nezia, ny taranak’ i Hatifa.
- 55 Ary ny taranaky ny mpanompon’ i Solomona koa dia izao: Ny taranak’ i Sotahy, ny taranak’ i Sofereta, ny taranak’ i Peroda,
- 56 ny taranak’ i Jala, ny taranak’ i Darkona, ny taranak’ i Gidela,
- 57 ny taranak’ i Sefatia, ny taranak’ i Hatila, ny taranak’ i Pokereta-hazebaima, ny taranak’ i Amy.
- 58 Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon’ i Solomona dia roa amby sivi-folo amby telon-jato.
- 59 Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin’ ny Isiraely, na tsia):
- 60 ny taranak’ i Delaia, ny taranak’ i Tobia, ny taranak’ i Nekoda, dia roa amby dimam-polo amby enin-jato.
- 61 Ary ny avy tamin’ ny taranaky ny mpisorona dia izao: Ny taranak’ i Habaia, ny taranak’ i Hakoza, ny taranak’ i Barzilay; nampaka-bady avy tamin’ ny zanakavavin’ i Barzilay Gileadita io, ka dia notononina araka ny anarany.
- 62 Ireo no nitady ny soratra filazana ny razany, fa tsy hita izany; dia natao ho tsy madio izy ka nesorina tamin’ ny fisoronana.
- 63 Ary ny governora nilaza taminy fa tsy mahazo mihinana ny zavatra masìna indrindra izy mandra-pitsangan’ izay mpisorona anankiray mitondra ny Orima sy Tomima.
- 64 Ny tontalin’ ny olona rehetra dia enim-polo amby telon-jato amby roa arivo sy efatra alina,
- 65 afa-tsy ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny fito amby telo-polo amby telon-jato sy fito arivo; ary nisy mpihiralahy sy mpihiravavy roan-jato teo aminy;
- 66 ny soavaliny dia enina amby telo-polo amby fiton-jato; ny ampondrany dia dimy amby efa-polo amby roan-jato;
- 67 ny ramevany dia dimy amby telo-polo amby efa-jato; ny borikiny dia roa-polo amby fiton-jato sy enina arivo.
- 68 Ary ny sasany tamin’ ny lohan’ ny fianakaviana, rehefa tonga tao an-tranon’ i Jehovah tany Jerosalema, dia nanatitra tamin’ ny sitrapo hananganana ny tranon’ Andriamanitra eo amin’ ilay efa niorenany.
- 69 Nanome araka izay nananany avy izy hanampy ny vola voavory hanaovana ny asa, dia darika volamena arivo sy enina alina ary mane volafotsy dimy arivo ary akanjo-mpisorona zato.
- 70 Ary samy tafapetraka teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita sy ny sasany tamin’ ny vahoaka sy ny mpihira sy ny mpiandry varavarana ary ny Netinima, dia ny Isiraely rehetra samy tao an-tanànany avy.
-
-
King James Version (kjv)
- Afrikaans
- Albanian
- Arabic
- Armenian
- Basque
- Breton
- Calo
- Chamorro
- Cherokee
- Chinese
- Coptic
- Croatian
- Czech
- Danish
- Dari
- Dutch
-
English
American King James Version (akjv) American Standard Version (asv) Basic English Bible (basicenglish) Douay Rheims (douayrheims) John Wycliffe Bible (c.1395) (wycliffe) King James Version (kjv) King James Version (1769) with Strongs Numbers and Morphology and CatchWords, including Apocrypha (without glosses) (kjva) Webster's Bible (wb) Weymouth NT (weymouth) William Tyndale Bible (1525/1530) (tyndale) World English Bible (web) Young's Literal Translation (ylt)
- English and Klingon.
- Esperanto
- Estonian
- Finnish
- French
- German
- Gothic
- Greek
- Greek Modern
- Hebrew
- Hungarian
- Italian
- Japanese
- Korean
- Latin
- Latvian
- Lithuanian
- Malagasy
- Malayalam
- Manx Gaelic
- Maori
- Mongolian
- Myanmar Burmse
- Ndebele
- Norwegian bokmal
- Norwegian nynorsk
- Pohnpeian
- Polish
- Portuguese
- Potawatomi
- Romanian
- Russian
- Scottish Gaelic
- Serbian
- Shona
- Slavonic Elizabeth
- Spanish
- Swahili
- Swedish
- Syriac
- Tagalog
- Tausug
- Thai
- Tok Pisin
- Turkish
- Ukrainian
- Uma
- Vietnamese
-
-
Active Persistent Session:
To use a different persistent session key, simply add it above, and click the button below.
How This All Works
Your persistent session key, together with your favourite verse, authenticates you. It links to all your notes and tags in the Bible. You can share it with loved ones so they can see your notes and tags.
However, to modify your notes and tags, you need both the persistent session key and your favourite verse.
Please Keep Your Favourite Verse Private
Your persistent session key and favourite verse provide you exclusive access to edit your notes and tags. Think of your persistent session key as a username and your favourite verse as a password. Therefore, ensure your favourite verse is kept private.
The persistent session key allows viewing, while editing is only possible when the correct favourite verse is provided.
-
Loading...
-
-
Baiboly Malagasy (1865) (mg1865 - 2)
2021-01-31Malagasy (mg)
La Bible Malagache
Malagasy Bible (1865)
La première Bible malgache a été éditée en 1835, traduite par le missionnaire britannique David Griffith de la London Missionary Society. Elle a subi sa toute première correction entre 1865 et 1866.- Encoding: UTF-8
- Direction: LTR
- LCSH: Bible .Malagasy
- Distribution Abbreviation: mg1865
License
Public Domain
Source (OSIS)
https://nybaiboly.net/BibleFrancoMalgache.htm
- history_1.0
- Initial version (2008.01.24)
- history_1.1.1
- Updated conf and renamed to language code appropriate naming scheme
- history_1.1
- First full version, with notes and titles (2008.07.14)
- history_2.0
- (2021-01-31) Rebuilt with av11n from improved source text (2020-01-27)
Basic Hash Usage Explained
At getBible, we've established a robust system to keep our API synchronized with the Crosswire project's modules. Let me explain how this integration works in simple terms.
We source our Bible text directly from the Crosswire modules. To monitor any updates, we generate "hash values" for each chapter, book, and translation. These hash values serve as unique identifiers that change only when the underlying content changes, thereby ensuring a tight integration between getBible and the Crosswire modules.
Every month, an automated process runs for approximately three hours. During this window, we fetch the latest Bible text from the Crosswire modules. Subsequently, we compare the new hash values and the text with the previous ones. Any detected changes trigger updates to both our official getBible hash repository and the Bible API for all affected translations. This system has been operating seamlessly for several years.
Once the updates are complete, any application utilizing our Bible API should monitor the hash values at the chapter, book, or translation level. Spotting a change in these values indicates that they should update their respective systems.
Hash values can change due to various reasons, including textual corrections like adding omitted verses, rectifying spelling errors, or addressing any discrepancies flagged by the publishers maintaining the modules at Crosswire.
The Crosswire initiative, also known as the SWORD Project, is the "source of truth" for getBible. Any modifications in the Crosswire modules get reflected in our API within days, ensuring our users access the most precise and current Bible text. We pledge to uphold this standard as long as getBible exists and our build scripts remain operational.
We're united in our mission to preserve the integrity and authenticity of the Bible text. If you have questions or require additional information, please use our support system. We're here to assist and will respond promptly.
Thank you for your understanding and for being an integral part of the getBible community.
Favourite Verse
You should select one of your favourite verses.
This verse in combination with your session key will be used to authenticate you in the future.
This is currently the active session key.
Should you have another session key from a previous session.
You can add it here to load your previous session.