-
WORD Research this...Hebrews 12
- 1 Koa amin’ izany, satria misy vavolombelona maro be toy izany manodidina antsika toy ny rahona, dia aoka isika koa hanaisotra izay rehetra mitambesatra amintsika mbamin’ ny ota izay malaky mahazo antsika, ary aoka isika hihazakazaka amin’ ny faharetana amin’ izao fihazakazahana filokana napetraka eo anoloantsika izao,
- 2 mijery an’ i Jesosy, Tompon’ ny finoantsika sy Mpanefa azy, Izay naharitra ny hazo fijaliana, fa tsy nitandro henatra, mba hahazoany ny fifaliana napetraka teo anoloany, ka dia efa mipetraka eo amin’ ny ankavanan’ ny seza fiandrianan’ Andriamanitra Izy.
- 3 Fa hevero tsara Ilay naharitra ny fanoherana nataon’ ny mpanota taminy, fandrao ho ketraka ianareo, ka ho reraka ny fanahinareo.
- 4 Hianareo tsy mbola nanohitra niady tamin’ ny ota hatramin’ ny fahalatsahan-drà.
- 5 Ary hadinonareo ny fananarana izay milaza aminareo toy ny amin’ ny zanaka hoe: “Anaka, aza atao ho zavatra kely ny famaizana ataon’ i Jehovah, Ary aza reraka, raha resi-lahatry ny anatra ataony ianao;
- 6 Fa izay tian’ i Jehovah no faizany, Ary izay zanaka rehetra raisiny no kapohiny”.
- 7 Famaizana no anton’ ny iaretanareo; Andriamanitra mitondra anareo tahaka ny zanaka; fa aiza moa izay zanaka tsy faizan-drainy?
- 8 Fa raha tsy faizana tahaka ny itondrana azy rehetra ianareo, dia zazasary, fa tsy zanaka.
- 9 Ary koa, isika dia nanana ny rain’ ny nofontsika ho mpanafay antsika ka efa nanaja azy; tsy mainka va ny hanekentsika ny Rain’ ny fanahy, ka ho velona isika?
- 10 Fa ireny dia nanao izay hahafay antsika tamin’ ny andro vitsy araka izay sitrapony, fa Izy kosa dia ny hahasoa, mba handraisantsika ny fahamasinany.
- 11 Fa ny famaizana rehetra dia tsy mba atao ho mahafaly andro anaovana, fa mampahory; fa rehefa afaka izany, dia vao mitondra ny vokatry ny fahamarinana hiadanana ho an’ izay nanaovana azy izy.
- 12 Koa hatanjaho ny tanana miraviravy sy ny lohalika malemy;
- 13 ary manaova lala-mahitsy halehan’ ny tongotrareo, mba tsy hampipitsoka ny tongotry ny mandringa, fa ny mba hahasitrana azy kosa.
- 14 Miezaha mitady fihavanana amin’ ny olona rehetra ary fahamasinana; fa izay tsy manam-pahamasinana dia tsy hahita ny Tompo.
- 15 Ary mitandrema tsara, fandrao hisy hiala amin’ ny fahasoavan’ Andriamanitra; fandrao hisy faka mangidy mitsimoka hampikorontana, ka ho voaloto ny maro;
- 16 fandrao hisy mpijangajanga na olona tsy manaja ny masìna, dia tahaka an’ i Esao, izay nivarotra ny fizokiany hahazoany hanina indraim-bava.
- 17 Fa fantatrareo fa rehefa afaka izany, raha ta-handova ny fitahiana izy, dia nolavina; fa tsy nahita izay hibebahana izy; na dia nitady fatratra tamin’ ny ranomaso aza.
- 18 Fa ianareo tsy mby eo amin’ izay tendrombohitra azo tsapaina sady mirehitra afo, dia eo amin’ ny fahamaintisana sy ny aizina na sy ny tafio-drivotra
- 19 sy ny fanenon’ ny trompetra ary ny feon’ ny teny, ka izay nandre izany dia nangataka mba tsy hasian-teny intsony izy;
- 20 fa tsy tohany ilay nandidiana hoe: “Ary raha misy biby aza mikasika ny tendrombohitra, dia hotoraham-bato izany”,
- 21 ary satria loza indrindra ny fahitana, dia hoy Mosesy: “Matahotra loatra sy mangovitra indrindra aho”.
- 22 Fa ianareo kosa efa mby eo an-tendrombohitra Ziona, tanànan’ Andriamanitra velona, dia Jerosalema any an-danitra, ary ho ao amin’ ny anjely tsy omby alinalina,
- 23 amin’ ny fihaonana fifaliana’ sy ny fiangonan ny lahimatoa voasoratra any an-danitra, sy amin’ Andriamanitra, Mpitsara ny olona rehetra, ary amin’ ny fanahin’ ny olona marina izay efa natao tanteraka,
- 24 sy amin’ i Jesosy, Mpanalalana amin’ ny fanekena vaovao, ary amin’ ny rà famafazana, izay tsara lavitra noho ny an’ i Abela.
- 25 Tandremo mba tsy holavinareo Izay miteny. Fa raha izy ireo tsy afa-nandositra tamin’ ny nandavany ilay nilaza ny tenin’ Andriamanitra taminy tetỳ ambonin’ ny tany, mainka fa isika, raha mihodìna miala amin’ ilay avy any an-danitra,
- 26 Izay nampihorohoro ny tany fahiny tamin’ ny feony; fa ankehitriny Izy efa nanao teny fikasana hoe: “Indray maka koa tsy ny tany ihany no hampihorohoroiko, fa ny lanitra koa”.
- 27 Ary ny hoe “indray maka koa” dia manambara ny hanovana izay zavatra ampihorohoroina, toy ny zavatra natao, mba haharetan’ izay zavatra tsy ampihorohoroina.
- 28 Koa satria mandray fanjakana tsy azo ampihorohoroina isika, dia aoka isika hanana fahasoavana ho entintsika manao izay fanompoana sitrak’ Andriamanitra amin’ ny fanajana sy ny fahatahorana;
- 29 fa Andriamanitsika dia afo mandevona.
-
-
King James Version (kjv)
- Afrikaans
- Albanian
- Arabic
- Armenian
- Basque
- Breton
- Calo
- Chamorro
- Cherokee
- Chinese
- Coptic
- Croatian
- Czech
- Danish
- Dari
- Dutch
-
English
American King James Version (akjv) American Standard Version (asv) Basic English Bible (basicenglish) Douay Rheims (douayrheims) John Wycliffe Bible (c.1395) (wycliffe) King James Version (kjv) King James Version (1769) with Strongs Numbers and Morphology and CatchWords, including Apocrypha (without glosses) (kjva) Webster's Bible (wb) Weymouth NT (weymouth) William Tyndale Bible (1525/1530) (tyndale) World English Bible (web) Young's Literal Translation (ylt)
- English and Klingon.
- Esperanto
- Estonian
- Finnish
- French
- German
- Gothic
- Greek
- Greek Modern
- Hebrew
- Hungarian
- Italian
- Japanese
- Korean
- Latin
- Latvian
- Lithuanian
- Malagasy
- Malayalam
- Manx Gaelic
- Maori
- Mongolian
- Myanmar Burmse
- Ndebele
- Norwegian bokmal
- Norwegian nynorsk
- Pohnpeian
- Polish
- Portuguese
- Potawatomi
- Romanian
- Russian
- Scottish Gaelic
- Serbian
- Shona
- Slavonic Elizabeth
- Spanish
- Swahili
- Swedish
- Syriac
- Tagalog
- Tausug
- Thai
- Tok Pisin
- Turkish
- Ukrainian
- Uma
- Vietnamese
-
-
Active Persistent Session:
To use a different persistent session key, simply add it above, and click the button below.
How This All Works
Your persistent session key, together with your favourite verse, authenticates you. It links to all your notes and tags in the Bible. You can share it with loved ones so they can see your notes and tags.
However, to modify your notes and tags, you need both the persistent session key and your favourite verse.
Please Keep Your Favourite Verse Private
Your persistent session key and favourite verse provide you exclusive access to edit your notes and tags. Think of your persistent session key as a username and your favourite verse as a password. Therefore, ensure your favourite verse is kept private.
The persistent session key allows viewing, while editing is only possible when the correct favourite verse is provided.
-
Loading...
-
-
Baiboly Malagasy (1865) (mg1865 - 2)
2021-01-31Malagasy (mg)
La Bible Malagache
Malagasy Bible (1865)
La première Bible malgache a été éditée en 1835, traduite par le missionnaire britannique David Griffith de la London Missionary Society. Elle a subi sa toute première correction entre 1865 et 1866.- Encoding: UTF-8
- Direction: LTR
- LCSH: Bible .Malagasy
- Distribution Abbreviation: mg1865
License
Public Domain
Source (OSIS)
https://nybaiboly.net/BibleFrancoMalgache.htm
- history_1.0
- Initial version (2008.01.24)
- history_1.1.1
- Updated conf and renamed to language code appropriate naming scheme
- history_1.1
- First full version, with notes and titles (2008.07.14)
- history_2.0
- (2021-01-31) Rebuilt with av11n from improved source text (2020-01-27)
Basic Hash Usage Explained
At getBible, we've established a robust system to keep our API synchronized with the Crosswire project's modules. Let me explain how this integration works in simple terms.
We source our Bible text directly from the Crosswire modules. To monitor any updates, we generate "hash values" for each chapter, book, and translation. These hash values serve as unique identifiers that change only when the underlying content changes, thereby ensuring a tight integration between getBible and the Crosswire modules.
Every month, an automated process runs for approximately three hours. During this window, we fetch the latest Bible text from the Crosswire modules. Subsequently, we compare the new hash values and the text with the previous ones. Any detected changes trigger updates to both our official getBible hash repository and the Bible API for all affected translations. This system has been operating seamlessly for several years.
Once the updates are complete, any application utilizing our Bible API should monitor the hash values at the chapter, book, or translation level. Spotting a change in these values indicates that they should update their respective systems.
Hash values can change due to various reasons, including textual corrections like adding omitted verses, rectifying spelling errors, or addressing any discrepancies flagged by the publishers maintaining the modules at Crosswire.
The Crosswire initiative, also known as the SWORD Project, is the "source of truth" for getBible. Any modifications in the Crosswire modules get reflected in our API within days, ensuring our users access the most precise and current Bible text. We pledge to uphold this standard as long as getBible exists and our build scripts remain operational.
We're united in our mission to preserve the integrity and authenticity of the Bible text. If you have questions or require additional information, please use our support system. We're here to assist and will respond promptly.
Thank you for your understanding and for being an integral part of the getBible community.
Favourite Verse
You should select one of your favourite verses.
This verse in combination with your session key will be used to authenticate you in the future.
This is currently the active session key.
Should you have another session key from a previous session.
You can add it here to load your previous session.