-
WORD Research this...Numbers 19
- 1 Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:
- 2 Izao no lalàna hotandremana, izay efa nandidian’ i Jehovah: Lazao amin’ ny Zanak’ Isiraely mba hitondrany vantotr’ ombivavy mena, izay tsy misy kilema na tsiny sady tsy mbola nasiana zioga.
- 3 Ary omeo ho an’ i Eleazara mpisorona iny, dia hasaina ho entina eny ivelan’ ny toby ka hovonoina eo anatrehany.
- 4 Dia hanalan’ i Eleazara mpisorona amin’ ny fanondrony ny ràny ka hafafiny impito manandrify ny trano-lay fihaonana.
- 5 Dia hodorana eo imasony ilay vantotr’ ombivavy: ny hodiny sy ny henany ary ny ràny mbamin’ ny tain-drorohany dia hodorana avokoa.
- 6 Ary ny mpisorona dia haka hazo sedera sy hysopa ary jaky ka hanipy azy eo afovoan’ ny afo andoroana ny vantotr’ ombivavy.
- 7 Dia hosasan’ ny mpisorona ny fitafiany, ary handro amin’ ny rano izy, ary rehefa afaka izany, dia hankeo amin’ ny toby izy; ary haloto mandra-paharivan’ ny andro ny mpisorona.
- 8 Ary izay mandoro ilay ombivavy dia hanasa ny fitafiany sady handro amin’ ny rano, ary haloto mandra-paharivan’ ny andro.
- 9 Dia hangonin’ izay lehilahy madio anankiray ny lavenon’ ilay vantotr’ ombivavy ka hapetrany eo ivelan’ ny toby eo amin’ izay fitoerana madio anankiray, dia hotehirizina ho an’ ny fiangonan’ ny Zanak’ Isiraely izany ho rano fanadiovana: fanatitra noho ny ota izany.
- 10 Ary ilay nanangona ny lavenon’ ny vantotr’ ombivavy dia hanasa ny fitafiany, ary haloto mandra-paharivan’ ny andro; ary ho lalàna mandrakizay ho an’ ny Zanak’ Isiraely sy ny vahiny eo aminy izany.
- 11 Izay mikasika fatin’ olona dia haloto hafitoana.
- 12 Hanadio ny tenany amin’ izany rano izany izy amin’ ny andro fahatelo, ary amin’ ny andro fahafito dia hadio izy; fa raha tsy manadio ny tenany amin’ ny andro fahatelo kosa izy, dia tsy hadio amin’ ny andro fahafito.
- 13 Izay rehetra mikasika fatin’ olona ka tsy manadio ny tenany dia mandoto ny tabernakelin’ i Jehovah ka hofongorana tsy ho amin’ ny Isiraely; satria tsy nofafazana ny rano fanadiovana izy, dia haloto: ny fahalotoany mbola eo aminy ihany.
- 14 Izao no lalàna, raha misy olona maty ao an-day: Izay rehetra miditra ao an-day sy izay rehetra ao anatin’ ny lay dia haloto hafitoana.
- 15 Ary ny fanaka rehetra misokatra izay tsy misy rakotra voafehy aminy, dia haloto.
- 16 Ary izay rehetra mikasika izay matin-tsabatra any an-tsaha, na fatin’ olona, na taolan’ olona, na fasana, dia haloto hafitoana.
- 17 Dia hangalana ho an’ ny maloto ny lavenon’ ilay nodorana teo ho fanatitra noho ny ota, ary hasiany rano nalaina tamin’ ny rano mandeha izany eo am-bilia.
- 18 Dia haka hysopa ny lehilahy madio anankiray ka hanoboka azy eo amin’ ny rano, dia hafafiny amin’ ny lay mbamin’ ny fanaka rehetra sy ny olona izay eo ary ilay nikasika ny taolana, na ny novonoina, na ny matin’ aretina, na ny fasana.
- 19 Ary ny maloto dia hofafazan’ ilay olona madio amin’ ny andro fahatelo sy ny fahafito; dia hanadio ny tenany amin’ ny andro fahafito izy ka hanasa ny fitafiany sy handro amin’ ny rano, dia hadio rehefa hariva.
- 20 Fa ny olona izay naloto ka tsy nanadio ny tenany dia hofongorana tsy ho amin’ ny fiangonana, satria nandoto ny fitoera-masin’ i Jehovah izy; ny rano fanadiovana tsy nafafy taminy: maloto izy.
- 21 Dia ho lalàna mandrakizay aminy izany, fa izay mamafy ny rano fanadiovana dia hanasa ny fitafiany; ary izay mikasika ny rano fanadiovana dia haloto mandra-paharivan’ ny andro.
- 22 Ary ny zavatra rehetra izay voakasiky ny maloto dia haloto; ary ny olona izay mikasika azy dia haloto mandra-paharivan’ ny andro.
-
-
King James Version (kjv)
- Afrikaans
- Albanian
- Arabic
- Armenian
- Basque
- Breton
- Calo
- Chamorro
- Cherokee
- Chinese
- Coptic
- Croatian
- Czech
- Danish
- Dari
- Dutch
-
English
American King James Version (akjv) American Standard Version (asv) Basic English Bible (basicenglish) Douay Rheims (douayrheims) John Wycliffe Bible (c.1395) (wycliffe) King James Version (kjv) King James Version (1769) with Strongs Numbers and Morphology and CatchWords, including Apocrypha (without glosses) (kjva) Webster's Bible (wb) Weymouth NT (weymouth) William Tyndale Bible (1525/1530) (tyndale) World English Bible (web) Young's Literal Translation (ylt)
- English and Klingon.
- Esperanto
- Estonian
- Finnish
- French
- German
- Gothic
- Greek
- Greek Modern
- Hebrew
- Hungarian
- Italian
- Japanese
- Korean
- Latin
- Latvian
- Lithuanian
- Malagasy
- Malayalam
- Manx Gaelic
- Maori
- Mongolian
- Myanmar Burmse
- Ndebele
- Norwegian bokmal
- Norwegian nynorsk
- Pohnpeian
- Polish
- Portuguese
- Potawatomi
- Romanian
- Russian
- Scottish Gaelic
- Serbian
- Shona
- Slavonic Elizabeth
- Spanish
- Swahili
- Swedish
- Syriac
- Tagalog
- Tausug
- Thai
- Tok Pisin
- Turkish
- Ukrainian
- Uma
- Vietnamese
-
-
Active Persistent Session:
To use a different persistent session key, simply add it above, and click the button below.
How This All Works
Your persistent session key, together with your favourite verse, authenticates you. It links to all your notes and tags in the Bible. You can share it with loved ones so they can see your notes and tags.
However, to modify your notes and tags, you need both the persistent session key and your favourite verse.
Please Keep Your Favourite Verse Private
Your persistent session key and favourite verse provide you exclusive access to edit your notes and tags. Think of your persistent session key as a username and your favourite verse as a password. Therefore, ensure your favourite verse is kept private.
The persistent session key allows viewing, while editing is only possible when the correct favourite verse is provided.
-
Loading...
-
-
Baiboly Malagasy (1865) (mg1865 - 2)
2021-01-31Malagasy (mg)
La Bible Malagache
Malagasy Bible (1865)
La première Bible malgache a été éditée en 1835, traduite par le missionnaire britannique David Griffith de la London Missionary Society. Elle a subi sa toute première correction entre 1865 et 1866.- Encoding: UTF-8
- Direction: LTR
- LCSH: Bible .Malagasy
- Distribution Abbreviation: mg1865
License
Public Domain
Source (OSIS)
https://nybaiboly.net/BibleFrancoMalgache.htm
- history_1.0
- Initial version (2008.01.24)
- history_1.1.1
- Updated conf and renamed to language code appropriate naming scheme
- history_1.1
- First full version, with notes and titles (2008.07.14)
- history_2.0
- (2021-01-31) Rebuilt with av11n from improved source text (2020-01-27)
Basic Hash Usage Explained
At getBible, we've established a robust system to keep our API synchronized with the Crosswire project's modules. Let me explain how this integration works in simple terms.
We source our Bible text directly from the Crosswire modules. To monitor any updates, we generate "hash values" for each chapter, book, and translation. These hash values serve as unique identifiers that change only when the underlying content changes, thereby ensuring a tight integration between getBible and the Crosswire modules.
Every month, an automated process runs for approximately three hours. During this window, we fetch the latest Bible text from the Crosswire modules. Subsequently, we compare the new hash values and the text with the previous ones. Any detected changes trigger updates to both our official getBible hash repository and the Bible API for all affected translations. This system has been operating seamlessly for several years.
Once the updates are complete, any application utilizing our Bible API should monitor the hash values at the chapter, book, or translation level. Spotting a change in these values indicates that they should update their respective systems.
Hash values can change due to various reasons, including textual corrections like adding omitted verses, rectifying spelling errors, or addressing any discrepancies flagged by the publishers maintaining the modules at Crosswire.
The Crosswire initiative, also known as the SWORD Project, is the "source of truth" for getBible. Any modifications in the Crosswire modules get reflected in our API within days, ensuring our users access the most precise and current Bible text. We pledge to uphold this standard as long as getBible exists and our build scripts remain operational.
We're united in our mission to preserve the integrity and authenticity of the Bible text. If you have questions or require additional information, please use our support system. We're here to assist and will respond promptly.
Thank you for your understanding and for being an integral part of the getBible community.
Favourite Verse
You should select one of your favourite verses.
This verse in combination with your session key will be used to authenticate you in the future.
This is currently the active session key.
Should you have another session key from a previous session.
You can add it here to load your previous session.